Rédacteur , traducteur et assistant virtuel
Salama! Jordy ny anarako, afaka manao "rédaction web" , "assistant virtuelle" ,"traduction", "saisie des données" ary "support client" aho
Ankoatran'ny teny Malagasy dia mahay miteny anglisy sy frantsay tsara aho, izay ahafahako miasa mahomby miaraka amin'ny mpanjifa iraisam-pirenena sy mitantana asa amin'ireo fiteny roa ireo ????
Izaho dia afaka manampy anao amin'ny:
*Fanamboarina endrika sy fampidirana angona (data entry)
*Resaka virtoaly(fintantanana,fandaminana taratasy)
*Manoratra sy manamarina taratasy
*Mandika teny (Malagasy-Frantsay-Anglisy)
Miasa aingana aho ary manolotra asa ara-potoana tsara. Ny tanjoko dia hanampy ny mpanjifa hitahiry fotoana sy hahazo vokatra tsara kalitao! ????
Vous avez un projet ? Contactez-moi dès maintenant !
Envoyer un messageVous devez vous connecter pour pouvoir afficher mes coordonnées